Ankadinandriana : Nahafa-po ny voka-dalao tamin’ny lalao manasa-dalana
Nahafa-po ny voka-dalao tamin’ny lalao manasa-dalana ho fiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ankadinandriana Avaradrano. NY JSA Andranomonina
Read More
Nahafa-po ny voka-dalao tamin’ny lalao manasa-dalana ho fiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ankadinandriana Avaradrano. NY JSA Andranomonina
Read MoreHotontosaina amin’ny alahady ny lalao voalohany karakarain’ny Academy Akamasoa. Betsaka ireo ekipa handray anjara amin’ity toy ny avy ao amin’ny
Read MoreNankatoavin’ny FIFA ny fampiasana « Hors-jeu Semi-automatique » amin’ny fiadiana tompondaka eran-tany ny baolina kitra 2022. Fitaovana iray entina hanafainganana sy hitokiana
Read MoreNanao fanambarana ny CAF (Confédération Africaine de Football) fa hanemotra any amin’ny volana janoary/febroary 2024 any ny fifanitsanana CAN 2023.
Read MoreNotokanana tamin’ny asabotsy ny kianja vaovao ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Kianja hilalaovan’ny olona 7 ho an’ny mpankafy baolina kitra
Read MoreTao anatin’ny filaminana hatrany no nahatontosana ny hetsika « tournoi 26 jona 2022 » tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ekipa iray avy
Read MoreHisy ny fampiofanana ho an’ny mpanazatra ny taranja baolina kitra ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Hotanterahina ny 4 hatramin’ny 10
Read MoreHotontosaina amin’ny asabotsy ny lalao ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ankadinandriana. Hanomboka amin’ny 9 ora
Read MoreMisokatra ny fandraisana ny anaran’ireo maniry te handray anjara amin’ny « Tournoi Foot à 7 » ao amin’ny kaominina Ankadinandriana Avaradrano. Isaky
Read More20 segondra no elanelana teo amin’i Max Verstappen (Red Bull) sy i Sergio Perez (Red Bull, faharoa) tamin’ny lalao omaly
Read More