Argentine : Ny Mondial 2022 no handraisan’i Lionel Messi anjara farany
Nanao fanambarana i Lionel Messi fa ny fiadiana ho tompon-dakan’ny baolina kitra 2022 hotontosaina ao Qatar no fiadiana faha dimy
Read More
Nanao fanambarana i Lionel Messi fa ny fiadiana ho tompon-dakan’ny baolina kitra 2022 hotontosaina ao Qatar no fiadiana faha dimy
Read MoreKarazana bibikely (insecte) ny « insulaire de phasmes » ny Dryococelus australis. Ao amin’ny Île Lord Howe any amin’ny 600 km miala
Read MoreFoko mpiompy sy mpiady (guerrier) ary mpifindra monina amin’ny ampahany ny « Maasaï ». Ao Afrique de l’Est no misy azy ireo
Read MoreNy kapiteny Ibrahim Traoré dia miaramila sy olom-panjakana ao Burkina Faso izay lasa lehiben’ny fanjakana ny 30 septambra teo. Teraka ny
Read MoreLehilahy 68 taona i Moshe Lederfien 68 taona. Nahavita mnihazakazaka niaraka amin’ny mananasy teo ambon’ny lohany izy nandritra ny Berlin
Read MoreEo anelanelan’ny Saint-Malo sy Cancale ao Bretagne no ahitana ny « Rochers sculptés de Rothéneuf ». Toerana miavaka izy io izay ahitana
Read MoreNihena ny trosan’i Seychelles raha ny tatitrin’ny lehiben’ny irakan’ny FMI, Calixte Ahokpossi. Nanao io fanambarana io izy taorian’ny fanatanterahany iraka
Read MoreKarazana zava-maniry ao amin’ny fianakavian’ny Taccaceae ao amin’ny sokajy klasika ny Tacca chantrieri na voninkazo ramanavy ary ao amin’ny Dioscoreaceae
Read MoreAnkalazaina androany 10 oktobra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahasalamana ara-tsaina. Andro napetrakin’ny OMS izy io entina hanairana ny sain’ny
Read MorePolisy taloha iray tao Thaïlande 34 taona no nitifitra basy tao amin’ny « crèche » iray tao Na Klang, ao avaratrin’ny firenena
Read More