ActualitésTatitra

Allemagne : Hafakely ny niatrehan’i Moshe Lederfien ny Berlin Marathon

Lehilahy 68 taona i Moshe Lederfien 68 taona. Nahavita mnihazakazaka niaraka amin’ny mananasy teo ambon’ny lohany izy nandritra ny Berlin Marathon. Nahavita hatramin’ny farany ny 40 km niazakazahana i Moshe Lederfien tao anatin’ny 5ora sy 04 mn sy 25s tamin’ny hafainganam-pandeha 7,13 /km. Izany rehetra izany dia nataony niaraka tamin’ilay mananasy teo ambonin’ny lohany.

Raha ny fanazavan’i Moshe Lederfien dia tsy afa-misaraka ny olombelona sy ny zava-boary, anisany antony nanaovany io fihetsika io izany ary anisany antony tsy maha-pilatsaka an’ilay mananasy teo ambony lohany na dia nandeha mafy aza izy.

Laisser un commentaire