France : Raim-pianakaviana iray no nanindrona antsy ny zanany 12 taona
Lehilahy iray no notsaraina tao amin’ny tribonalin’i Lille noho ny famonoany ny zanany 12 taona. Tao amin’ny trano fonenan’io fianakaviana
Read More
Lehilahy iray no notsaraina tao amin’ny tribonalin’i Lille noho ny famonoany ny zanany 12 taona. Tao amin’ny trano fonenan’io fianakaviana
Read MoreNihena ny tahan’ny tsy fananan’asa tao amin’ny nosy Maurice nandritra ny telo volana voalohan’ity taona 2023. Nihena 6,7% izany raha
Read MoreEfa ampiasaina ny Caudan Bridges, tetezana afaka mihodina mampifandray an’i Caudan amin’i Port-Louis ka hanamorana ny fifamezivezena eo amin’i Caudan
Read MoreTsy mitsaha-mivoatra ny sehatry ny fizahantanyao amin’ny nosy Maurice. Mpitsidika 82 208 indray no nigadona tao amin’ny nosy ny volana jona
Read MoreNanao sonia fifanaraha ara-barotra maro i Chine sy i Comores ny fiandohan’ny volana jolay teo. Namafisina tamin’ny alalan’ny fanokafana ny
Read MoreKaominina maromaro ao France no nanafoana ny hetsika fankalazana ny fetim-pirenena rahampitso 14 jolay. Antony ny tahotra ny fihoaram-pefy vaovao
Read MoreEfa 9 volana mahery ny faharetan’ny fitsarana an’i Lucy Letby, mpitsabo mpanampy 33 taona. Niasa tao amin’ny sampana vonjitaitra ny
Read MoreNilatsaka ny ranomandry tao Johannesburg tao Afrique du Sud ny alatsinainy teo. Tranga ara-toetrandro miavaka antsoina hoe « dépression froide » na « dépression
Read MoreFirenena voalohany hikarakara ny fiadiana ho tompondaka ny beach soccer aty Afrique i Seychelles. Hotontosaina ny taona 2025 izao izany
Read MoreTeraka tao amin’ny tanànan’i Breda ao Pays-Bas i Rikkie Kolle. Vehivavy « transgenre » ny tenany, izany hoe teraka lehilahy izy saingy
Read More