Prefektioran’Antananarivo renivohitra
17 Martsa, 12h 30. Ho henjana ny sazy ho an’ireo tsy manao arovava manomboka izao. Amin’ny herinandro ambony io araka
Read More
17 Martsa, 12h 30. Ho henjana ny sazy ho an’ireo tsy manao arovava manomboka izao. Amin’ny herinandro ambony io araka
Read More17 Martsa, 12h 30. Manamboninahitra, mpanao politika ary efa filohan’ny foloalindahy ny tompokolahy Ratsimbalison Faharo. Ny talata 16 Martsa lasa
Read More16 Martsa,11hOO. Nahazo fahafahana vonjimaika ireo telo lahy voasambotra nohon’ny raharaha volamena taty Afrique du Sud. Ny alatsinainy faha 15
Read More16 Martsa, 11h00. Araka ny fanambarana nataon’ny eo anivon’ny minisiteran’ny asa vaventy, hisy ny fanamboarana indray ireo lalana ao amin’ny
Read More16 Martsa, 11h00. Manoloana ny valan’aretina miparitaka any Mahajanga, nanapakevitra ny filoha mpitantana “ Colonel Jean Phillippe” fa hampiato ireo
Read More16 Martsa, 10h00 Tao aorian’ny fifanenjehana teo amin’ny dahalo sy ny fokonolona ary ny miaramila, tafaverina tamin’ny tompony ny omby
Read More15 Mars, 12: 00 Mitohy indray ny grevy ataon’ny mpianatra eny Ankatso amin’izao noho ny tsy fanekena ny vatsim-pianarana 1
Read More07: 00 Mikarakara zotra mampitohy an’i madagasikara sy la reunion ny masoivoho frantsay.
Read More06 : 30 Mitohy hatrany ny fifanarahana eo amin’ny banky iraisam-pirenena sy ny oronasa Jirama
Read More06h 15 Nametraka taratasy eny amin’ny sampan-draharaha ny zandarmariam-pirenena na “ recherche criminelle “ ilay mpampianatra mpikaroka sy ny zanany
Read More