grevin’ny mpianatra Ankatso
15 Mars, 12: 00 Mitohy indray ny grevy ataon’ny mpianatra eny Ankatso amin’izao noho ny tsy fanekena ny vatsim-pianarana 1 volana. Mangataka ny vatsim-pianarana 4 volana araka izany izy ireo. Raikitra ny fandorana pneu sy sahotaka amin’ny EMMO REG. Ny fakiolten’ny Siantsa no nitarika izany.
