Tsy fahandriam-pahalemana : Tovolahy iray voahendaka teo 67ha
18 Febroary, 10h00. Tovolahy iray andeha hianatra no voahendak’ireo tsy matahotody androany tokony tamin’ny 6 ora 30 maraina teny 67Ha
Read More
18 Febroary, 10h00. Tovolahy iray andeha hianatra no voahendak’ireo tsy matahotody androany tokony tamin’ny 6 ora 30 maraina teny 67Ha
Read More18 Febroary, 09h30. Andiany faha-enina amin’ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Eoropeana sy Vondrona Afrikana ity tanterahina any Bruxelles ity. Filoham-pirenena sy
Read More18 Febroary, 09h00. Zandary iray no nentin’ny rano rehefa nanaradia omby very niaraka tamin’ny fokonolona, ny alin’ny alarobia 16 febroary
Read More18 Febroary, 08h00. Olona 6 no voasambotra ary natolotra ny fampanoavana. Izy ireto no tompon’andraikitra tamin’ny fakana an-keriny Ilay zazalahy
Read More17 Febroary, 10h56. Hotontosaina androany ny famindram-pitantanana eo amin’ny lehiben’ny fari-mpiadidiampampianarana teo aloha sy Radison Zaealahy Indriantsiferana hoy i Rollande
Read More17 Febroary, 10h00. Vonona hiroso amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana (refonte totale de la liste éléctorale) ny CENI, hoy ny
Read More17 Febroary, 09h30. 40% ny asa fanarenana ny lalamby FCE mampitohy an’i Matsiatra Ambony sy Fitovinany izay tapaka vokatry ny
Read More17 Febroary, 09h00. Faritra 2 no voakasiky ny fahavoazana vokatry ny fandalovan’ilay andro ratsy Dumako. Tsy nisy ny aina nafoy,
Read More17 Febroary, 08h00. Isan’ireo nitondra faisana nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Dumako ny faritra Atsinanana. Niakatra ny rano tao amin’ireo Kaominina
Read More16 Febroary, 12h00. Ho an’ireo mpandalo eny amin’ny fasan’ny karana dia mitandrema ireo mpitondra kodiaran-droa ny olona iray sendra tojo
Read More