Port-Bergé II : Voatazona amponja vonjimaika ny ben’ny tanana
21 Martsa, 10h00. Nahiditra amponja vonjimaika any Mahajanga ny ben’ny tananan’ny kaominina ambanivohitra Port-Bergé II rehefa nanan-draharaha tao amin’ny Bianco.
Read More
21 Martsa, 10h00. Nahiditra amponja vonjimaika any Mahajanga ny ben’ny tananan’ny kaominina ambanivohitra Port-Bergé II rehefa nanan-draharaha tao amin’ny Bianco.
Read More21 Martsa, 09h30. Hena-kisoa halatra no tratran’ny zandary tao Bemasoandro Arivonimamo omaly tamin’ny 4 ora maraina teo. Nahatsikaritra fiara mpitatitra
Read More21 Martsa, 09h00. Lavareny ny filaharana teny amin’ny fiantsonan’ny fiara fitanteram-bahoaka Itaosy ny maraina teo. Raha ny fampitam-baovao dia nitokona
Read More21 Martsa, 08h00. I Zambia na Ramaroson Zambrole ilay lehilahy nanavotra ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenana ny jeneraly Serge Gellé
Read More18 Martsa, 11h30. Tovovay mpianatra iray hamonjy fidirana amin ´ny 06 ora maraina no tratran ´ny sinto-mahery teo amin’ny « rond
Read More18 Martsa, 11h00. Niroso tamin’ny fanesorana ireo « kiosque » tsy ara-dalana nipetraka teo amin’ny Espace vert akaikin’ny fonja ireo tompon’andraikitra avy
Read More18 Martsa, 10h00. Misy fanamboarana ny tetezana Ambodirano PK421+090 eo anelanelan’i Fianarantsoa sy Ambalavao. Ho tapaka ny fifamoivoizan amn’io toerana
Read More18 Martsa, 09h00. Tontosa omaly ny lanonana famindram-pahefana teo amin’ny Minisitra nisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Fitsarana, Ranampy Gisèle sy ny
Read More18 Martsa, 08h00. Nitrangana haintrano omaly tolakandro tao Andakabe, Morondava, faritra Menabe. Fianakaviana telo trano izay misy olona 20 no
Read More17 Martsa, 13h30. Niampita rano handeha ho any Andrenarivo hitsidika ny renibeany narary no nialan’ny lehilahy telo tao an-tranony tao
Read More