Itampolo : Mpikambana ao amin’ny komitin’ny parc nahatrarana hazo tsy ara-dalana
06 Aprily, 08h00. Vokatry ny fanomezam-baovao avy amin’ny olona tsara sitra-po dia nirotsaka ifotony tao amin’ny Fokontany Ambolosogny Faritra Atsimo
Read More
06 Aprily, 08h00. Vokatry ny fanomezam-baovao avy amin’ny olona tsara sitra-po dia nirotsaka ifotony tao amin’ny Fokontany Ambolosogny Faritra Atsimo
Read More05 Aprily, 10h00. Tontosa ny faran’ny herinandro ny fanamafisana ny traikefan’ireo teknisianina mpikirakira fampangatsiahana (climatiseur) izay tafiditra ao anatin’ny fampiharana
Read More05 Aprily, 09h30. Nihaona tamin’ny Minisitra Edgard Razafindravahy ireo mpaninjara sy ireo lehiben’ny tsena omaly folakandro raha ny mpamongady no
Read More05 Aprily, 09h00. Miditra amin’ny fotoam-pitantanany faharoa indray ny Dr Andriamanantena Razafiharison, filohan’ny oniversiten’i Toliara rehefa ny 70% amin’ny vato
Read More05 Aprily, 08h30. Handray pôeta andrarezina ny Tranombokim-pirenena Anosy rahampitso 6 aprily manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Ny Mpizaka
Read More05 Aprily, 08h00. Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Ampitatafika androany maraina manodidina ny tamin’ny 8 ora teo. Kodiaran-droa no nifandona tamin’ny fiara
Read More04 Aprily, 10h00. Nitondra avo ny fanofanana arak’asa izy sy ny voninahitr’i Madagasikara nandritra ny WorldSkills Africa i Alisoa Wohlhauser.
Read More04 Aprily, 09h30. Manamakivaky kilometatra maromaro ny tompon’andraikitra ara-pahasalamana tao amin’ny ministeran’ny fahasalamana nampisitraka fanovam-baksiny ny mponina tao amin’ny Fokontany
Read More04 Aprily, 09h00. Efa hatramin’ny volana martsa teo no nirongatra ny ambalavelona tao Andilanatoby, distrikan’ Ambatondrazaka. An-jatony mahery ireo olona
Read More04 Aprily, 08h30. Nahazo antso avy amin’ny lefitrin’ny Ben’ny tanàna avy ao amin’ny kaominina Fanjakana/Beroroha ny kaomandin’ny tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena
Read More