France : Tovolahy iray no namono tena tao anaty fotoam-pianarana
Tovolahy 18 taona iray no namono tena tao anaty fotoam-pianarana tao amin’ny lisean’ny Parc-des-Loges, ao Évry-Courcouronnes, Essonne ny talata teo.
Read More
Tovolahy 18 taona iray no namono tena tao anaty fotoam-pianarana tao amin’ny lisean’ny Parc-des-Loges, ao Évry-Courcouronnes, Essonne ny talata teo.
Read MoreFiaraha miasan’i Kevin Deris sy i Ernest Toto Deris no nahatsanganana ity ivon-toerana ity. Nomena ny anarana hoe DL Studio
Read MorePour être responsable, une entreprise doit avoir des fournisseurs responsables ! Et pour cela, rien de tel qu’une stratégie d’achats
Read MoreTavoahangy feno rano maloto (amany) efa amin’isa maromaro no misy manary eo afovoan-tsena isa-maraina, ao Sabotsy Namehana. Araka ny voalaza,
Read MoreNisy ny fivoriana izay natao teo anivon’ny Malagasy Dairy Board (MDB) izay orinasa misehatra amin’ny fampivoarana ny tontolon’ny ronono eto
Read MoreNotanterahina tao amin’ny lycée Raombana, fari-pitantanana ara-pedagojia Anosy Avaratra ny fanolorana ny « remise des prix société des membres de la
Read MoreTsy mila mitondra taratasy fanamarinana fahavitam-baksiny fanefitrin’ny covid-19 na valin’ny fitiliana PCR miiba intsony ireo mpitsidika ho ao Seychelles manomboka rahampitso
Read MoreNandefa filazana mahakasika ny fikorotanana sy ny fahatapahan-drano mandritra ny roa volana ho an’ireo mponina voakasik’izany ao amin’ny kaominina Ambohimalaza
Read MoreMitentina 45 milliara ariary ny teti-bola nolaniana hanatanterahana ny fifidianana ny 2023 izao. Efa lany teo anatrehan’ny solombavam-bahoaka izany kanefa
Read MoreToerana fanariam-pako akaikin’ny sekoly iray ao Atsimontsena, kaominina Sabotsy Namehana no mampitaraina ireo ray amandrenin’ny mpianatra. Raha ny voalaza, miparitaka
Read More