Seychelles : Nofoanana ny fitakiana fanamarinana fahavitam-baksiny ho an’ny mpitsidika
Tsy mila mitondra taratasy fanamarinana fahavitam-baksiny fanefitrin’ny covid-19 na valin’ny fitiliana PCR miiba intsony ireo mpitsidika ho ao Seychelles manomboka rahampitso
Read More