Ankadikely Ilafy: Hisy ny hetsika fanaovam-baksiny ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba
Hisy ny hetsika fanaovam-baksiny miady amin’ny valan’aretina covid-19, izay tanterahina tsy ho ela ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy.
Read More