Anosy Avaratra: Hisy fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona
Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona, 65 taona no mihoatra ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra, rahampitso Alakamisy 18 aprily
Read More
Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona, 65 taona no mihoatra ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra, rahampitso Alakamisy 18 aprily
Read MoreNisehoana fihotsahan-tany indray tao amin’ny faritr’i Célèbes, any afovoan’i Indonésie, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Raha ny tatitra farany navoakan’ireo tomponandraikitra,
Read MoreNoho ny valan’aretina Choléra dia nihitsoka ao Comores ireo Tantsambo Malagasy ka mangataka fazahoan-dalana avy amin’ny filoham-pirenena izy ireo.. Salama
Read MoreNahitana tain-kitana (météore) tao amin’ny lanitr’i Grenade sy Jaen, any Andalousie, Espagne, ny alin’ny alahady teo. Ireo tsara vintana no
Read MoreTafapetraka ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tao amin’ny faritra Andrina, fokontany sy kaominina Anosy Avaratra. Enti-miady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
Read MoreTombanana ho betsaka ny rotsak’orana any amin’ny faritra afovoany atsinanan’ny Nosy hatramin’ny alarobia izao.Fampitandremana miloko mena : faritra Atsinanana. Fampitandremana
Read MoreLe comité de soutien créé pour la libération de plus de 270 lycéennes enlevées il y a dix ans à Chibok,
Read MoreNiteraka savorovoro ho an’ny mponina tao amin’ny fokontany Ambatonjara, Alasora indray ny fahavakisan’ny fantsona mitondra ny rano tao an-toerana, ny
Read MoreTratra tao amina tokantrano iray tao Tanambao I ilay menaka hosoka izay nampitaraina ny olona ho mankarary kibo sy mampangidihidy.
Read MoreTranga hafa kely ho voarakitra anatin’ny fahatsiarovana no niseho tao Etats-Unis, ny sabotsy teo. Lehilahy mpikirakitra ny tambajotra sosialy, nandeha
Read More