Cetamada : Tao Nosy Be sy Nosy Komba indray no nanantanterahany ny fampiofanana tatsambo sy mpiseradia
Taorian’i Sainte-Marie dia i Nosy Be sy Nosy Komba indray no toerana nampiantrano ny Cetamada na ny fampiofanana ireo tatsambo
Read More
Taorian’i Sainte-Marie dia i Nosy Be sy Nosy Komba indray no toerana nampiantrano ny Cetamada na ny fampiofanana ireo tatsambo
Read MoreNatao ny 21 ka hatramin’ny 26 Jona lasa teo ny Jeux Africains de Kung-Fu Shaolin. Mpianatra malagasy 3 avy ao
Read MoreManao ezaka hatrany ny tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ankadikely amin’ny fanalana ireo fako mivangongo ao an-toerana, amin’izao fotoana izao. Teo
Read MoreTohin’ny fitakiana ataon’ny SECES Sampana Antananarivo dia mangataka ny fametraham-pialan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy fikarohana siantifika ary ny Ministry
Read MoreNy SAFIDY na ny Sampana Anarahamaso ny Fifidianana Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana dia miasa ary mandray anjara amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana
Read MoreNahazo alalana hanatrika ny lalao baolina kitra ny lehilahy ireo vehivavy ao Iran rehefa noraràna tamin’izany nandritra ny taona maro.
Read MoreLoza mitatao ho an’ny mponina, izay monina ao amin’ny fokontany Ambohibary Tsarahasina, kaominina Ambohimangakely ny fisan’ireo vato be ao an-toerana.
Read MoreMpitady asa maro no tonga nametraka fangatahana asa nandritra ny Financial Services Career Fair andiany faharoa notontosaina ny faraparan’ny volana
Read MoreHo fanatsarana ny kalitaon’ny statistika eto Madagasikara dia nahazo famatsiam-bola mitentina 45 tapitrisa Dolara avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena ny INSTAT
Read MoreMandrisika ny fanjakana hanatanteraka ny fandihadiana mikasika ny fanodikodinana ireo fanampiana tokony ho sitrahan’ny vahoaka misedra tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny
Read More