Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Sabotsy Namehana
Ny doany Sabotsy Namehana
Eo amin’ny fasan’ny vady aman-janak’Andranampoinimerina sy ny zanany no misy ny doany ao sabotsy namehana. Ny zanany Rasoherimanjaka no anisan’ny milevina ao, sy ny zanaka lahiny Randriambolanambo.
