Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Anosy Avaratra
Mont de Joba
Mont de Joba no iantsona io toerana io satria io anarany io nentina miaramila Andrianampoinimerina iray. Izy no mpampita hafatra avy tamin’ny mpanjakasy nibaiko ireo miaramila hafa tamin’izany ary niakatra teo amin’io toerana io isaky ny nanatanteraka izany.
