67Ha: Vehivavy miisa 3 no tra-tehaka
13 Desambra, 08h00. Vehivavy telo no tra-tehaka teny 67 Ha izay mpangaro-paosy sy mpanendaka ka mbola tratra teny amin’izy ireo ny poketra nangalariny. Nanao akanjo sivily teo amin’ny fiantsonan’ny fiara fitateram-bahoaka izy no sady mivatsy hareza any aminy any ihany.
