Raharaha volamena 73,5
22 Martsa, 13h30. Naneho hevitra mahakasika ny raharaha volamena ny filoham-pirenena ny asabotsy 20 Martsa lasa teo. Tsy ho afa-maina ireo rehetra voasaringotra amin’ity raharaha ity. Orinasa maro misehatra eo amin’ny volamena ihany koa no tsy manara-dalàna ankehitriny.
