Dépêches

Vatsim-pianaran’ny mpianatra

22 Martsa, 12h 35. Nandritran’ny fandraisan’ny filoham-pirenena fitenenana ny asabotsy lasa teo no nilazany ny fandraisana fepetra manokana mahakasika ny vatsim-pianarana. Hisy araka izany ny fanomezana karatra avy amin’ny banky ho an’ny mpianatra tsirairay. Tanjona ny hialana amin’ny mpianatra matoatoa. Hirotsaka isam-bolana ao ny volan’ny mpianatra.

Laisser un commentaire