Dépêches

Toeram-ponenan’ny mpianatra

06 Desambra, 07h00. Nitsidika ny toeram-ponenan’ny mpianatra ny minisitra Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice ny 4 desambra 2021 teo. Nijery ny fandrosoan’ny asa mikasika ny fanamboarana ny tenany mba hanaraha-maso izany. Hahazaka mpianatra eo amin’ny 300 eo ny trano ary efa hasim-panamboarana ihany koa ny “bloc amical” roa may teo aloha. Hisokatra alohan’ny faran’ny taona ny “réception technique” raha ny fanazavana.

Laisser un commentaire