Talata Volonondry : Manomboka misehatra amin’ny fanamboarana sakafo avo lenta ihany koa ny mponina
Tsy ny koba na ny saosisy ihany no sakafo handraharahan’ny mponina ao Talata Volonondry. Efa manomboka hita any an-toerana ihany
Read More
Tsy ny koba na ny saosisy ihany no sakafo handraharahan’ny mponina ao Talata Volonondry. Efa manomboka hita any an-toerana ihany
Read MoreNisy fanavaozana ny asa misahana ny soram-piankohonana tao amin’ny Kaominina Anosy Avaratra. Narahina fampiofanana ireo tompon’andraikitra izay misahana ny sora-piankohonana
Read More04 Aprily, 08h00. Lehilahy iray 61 taona, mpiambina tsena fivarotana enta-madinika no novonoin’ny jiolahy tamin’ny fomba feno habibiana ny alin’ny
Read MoreNanangana zaridaina eo an-tokontanin’ny lapan’ny tanàna ny avy ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Sady fahafinaretan’ny maso manko izany no manampy
Read MoreMiezaka hatrany manaparitaka Vary Tsinjo amin’ny vidiny ara-drariny eny amin’ireo tsena manerana ny Nosy ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fanjifana.
Read MoreTontosa ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa nohavaozina sy vao naorina vaovao teny amin’ny EPP Manakambahiny sy Ankadinandriana. Izany dia noho ny fiaraha-miasan’ny
Read MoreAverina ahodina ny orinasa mamokatra menaka Rainbow Oil ao Ankadinondry Sakay Nisy ny fiaraha-midinika nataon’ny orinasa sy ny Fitaleavam-paritry ny
Read MoreNatomboka tao Marofarihy Distrika Manakara ny fizarana ireo ketsam-bary avy amin’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fambolena sy Fiompiana. Miara-miasa amin’ny
Read MoreFiara mampiasa karazana angovo roa ahafahany mifamezivezy ny « automobile hybride électrique » izay elektrika ny iray. Mety ho « électrochimique » izany ary
Read MoreNy « Nihon teien » midika hoe « jardin japonais » dia avy amin’ny fomban-drazan’i Japon fahiny. Mety ho hita ao amin’ny toeram-ponenan’ny olon-tsotra
Read More