Sekretera Jeneraly: Tontosa ny famindram-pahefana
25 Martsa, 11h00. Notontosaina omaly ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha, Andriatongarivo Nasolo Tojonirina sy ny Sekretera Jeneraly vaovao mpisolo toerana, Andriamanantena Hery. Ity farany izay mpiandraikitra ny rafitra manokana hiadiana amin’ny Kolikoly na ny « ULC » ao amin’ny Minisitera.
