ActualitésTatitra

Europe : Clathrus ruber, zava-maniry tsy fahita firy

Karazana holatra ao anatin’ny fianakavian’ny « Phallaceae » sy ny karazana « Clathrus » ny « Clathrus rubers ». Fantatra amin’ny anarana hoe « stinkhorn en treillis », « stinkhorn en panier » na « cage rouge » ihany koa izy.Anton’ireo anarana ireo ny endriny boribory na lavalava makarakara poak’aty miloko marevaka. « Saprobe » na fihinanana « déchet organique » kosa no mahavelona ity zava-maniry hafakely ity. Maniry irery na am-bondrona izy ary hita amin’ny toerana feno bozabozaka na potipotikazo izy. Karazana holatra hita ao Europe kosa izy io saingy tao Antarctique no tena nisy azy taloh’ny nitondrana azy tao Europe.

Laisser un commentaire