Zon’olombelona: Mila fiarovana ny Zaza varira
08 Martsa, 09h00. Miantso ny fanjakana Malagasy hiaro akaiky ny Zaza varira ny firenena mpikambana. Efa mahery ny 12 ireo Zaza varira nalaina an-keriny sy novonoina tao anaty ny 2 taona.