ActualitésTsidika

RN7 : Tapaka ny lalana 

Noho ny tanjaky ny rotsak’orana nentin’ny rivo-doza Emnati dia tapaka tanteraka ny lalam-pirenena fahafito eo Manombobe Ilakaka. Marihina efa taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai no niakatra be ny rano teo an-toerana noho ny fahatsetsenan’ny fantsona fandehanan’ny rano. Nanamy trotraka ary niteraka fahasimbana goavana ny fandalovan’i Emnati.

Laisser un commentaire