Dépêches

Sofia : Nahazo fitaovana ireo tompon’andraikitra 

01 Febroary, 08h00. Nahazo fitaoavan maro toy ny solosaina, fitaovana elektrika, akanjo sy ny maro hafa, ireo tompon’andraikitra ao amin’ny faritra Sofia. Ny Governoran’ny faritra Sofia no nanolotra ireto fitaovana ireto. Volan’ny faritra Sofia madiodio no nividiana ireo fitaovana ireo ho fanafainganana ny raharaha tonga eo anivon’ny faritra. Hahafahana miroso haingana amin’ny fampandrosoana ihany koa.

Laisser un commentaire