Andro ratsy : Tsy latsaky ny 48 ireo namoy ny ainy
Tsy latsaky ny 48 ireo namoy ny ainy nandritra iny andro ratsy nandalo teto amin’ny nosy iny raha ny tatitra
Read More
Tsy latsaky ny 48 ireo namoy ny ainy nandritra iny andro ratsy nandalo teto amin’ny nosy iny raha ny tatitra
Read MoreTsy mandeha ny « scanner » ao amin’ny Hopitaly Fianarantsoa. Voatery miakatra aty an-drenivohitra noho izany ireo marary mila izany. « Mijaly ny
Read MoreNitsidika ny fianakaviana iray niharam-boina nandritra ny andro ratsy iny ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakley. Raha tsiahivina dia trano
Read MoreNoho ny rotsak’orana tsy nety nijanona tao anatin’ny andro maromaro izay dia tena niakatra be ny rano. Maro noho izany
Read MoreNisehoana doro trano teny Anosiala ny 27 janoary lasa teo. Mpivady mpanofa trano no nifamaly. Niafara hatramin’ny fandorana ny trano
Read MoreNoesorina avokoa ireo lobolobo ao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Ireny lobolobo ireny mantsy no zary ataon’ireo olon-dratsy fierena hanomanany ny
Read More28 Janoary, 14h00. Nahita marimaritra iraisana tamin’ny JIRAMA ny mpianatra Nitokona ny mpianatry ny CUR noho ny fahatapahan-jiro lava sy
Read More28 Janoary, 13h30. Omena 2 tapitrisa ariary izay manome vaovao mikasika an’i Franck. Voalaza fa isan’ireo nanao fanafihana mitam-basy nahafoatifitra
Read More28 Janoary, 13h00. Olona roa no nangady volamena tany amin’ny kaominina Sahalava Fianarantsoa ny alarobia 26 janoary teo tamin’ny 10
Read More28 Janoary, 12h30. Nanao fitsirihana tampoka tao amin’ny tsenan’i Tanambao Ihosy ny mpanara-maso ny varotra any an-toerana ny 26 janoary
Read More