Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Sabotsy Namehana
Manana toby fanadiovana sy fanampariahana rano ny kaominina Sabotsy Namehana izay eny Ambohimpanja. Mampihena ny tsy fahampian-drano any an-toerana ity toby ity ka manana tombony lehibe ny Kaominina Sabotsy Namehana manana azy.
