Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Anosy Avaratra
Manana toeram-patsakana rano fisotro madio na « borne fontaine » ny kaominina Anosy Avaratra amin’izao fotoana izao. Manampy indrindra ny hisitrahan’ny rehetra ny zo amin’ny rano fisotro madio izany. Tsara ny ezaka sady manampy indrindra amin’izao faharitran’ny rano izao izany.
