Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Ambohimalaza
Trano fisakafoanana an-tsekoly mahafinaritra no hita ao amin’ny EPP Andranosoa ao anatin’ny Kaominina Ambohimalaza izay notokanana ny 2 novambra 2021 lasa teo. Mila hampikarina tokoa ny tahan’ny ankizy miditra an-tsekoly satria mifantoka kokoa amin’ny fianarana ny ankizy rehefa voky.
