ActualitésTsidika

Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka : Mitohy ny fitiliana maso maimaimpoana

Manatontosa hetsika fitiliana maso sy fandidiana katarakta maimaimpoana ny fitondram-panjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon’antoka aminy. Efa nanomboka omaly 10 aprily izany ary tsy hifarana raha tsy ny 17 aprily izao. Eny amin’ny CHUJRA Ampefiloha no toerana hanatanterahana izany ary Mpitsabo manampahaizana manokana momba ny maso avy any Espana no mandray an-tanana ireo olona vonona hisitraka izany.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire