ActualitésTatitra

France : Harato vaovao, hampihenana ny jono mamotika

Mba hampihenana ireo fisamborana karazana trondro tsy voakasiky ny jono dia namorona harato na « filet intelligent » ny Ifremer. Efa nandramana tao Bretagne izany, ary mahay manavaka ny trongo ilaina sy ny tsy ilaina.Entina hamerana ny fiatraika ratsy amin’ny tontolo an-dranomasaina ity fikarohana vaovao ity hoy i Julien Simon avy ao amin’ny « laboratoire de technologie et biologie halieutique » Ifremer. Niara niasa tamin’io tetikasa io ihany koa hoy izy ny oniversiten’i Bretagne Sud sy ny orinasa Marport ao Lorient ary ny komitin’ny mpanjono ao Morbihan.

Laisser un commentaire