Dépêches

Efa an-dàlam-panamboarana ny RN 34 ireo tompon’andraikitra

02 Desambra, 08h00. Efa natombokin’ny sampan-draharaha eo anivon’ny Ministeran’ ny Asa Vaventy ny 30 novambra teo tamin’ny 11 ora alina ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-34 mampitohy an’Antsirabe sy Miandrivazo. Raha tsiahivina dia nisiana fihotsahan-dàlana niteraka lavaka sy fahatapahan-dàlana izany. Efa niverina amin’ny laoniny kosa ny fifamoivoizana any an-toerana.

Laisser un commentaire