Dépêches

Lozam-pifamoivoizana niseho tetsy amin’ny trano vy. Tamin’iny làlana Akadindratombo makany Ambohimanambola

28 Septambra, 08h00. Lalana Akadindratombo makany Ambohimanambola iny no nitrangan’ity loza ity androany tokony tamin’ny 7 ora maraina teo. Voalaza fa andeha hisongona ilay fiara Sprinter teo aloha ilay moto no tsy afaka ka niafara tamin’izao loza izao. Vokany, naratra mafy ilay olona nitondra moto ary rovitra mihitsy ny tendany hoy ny olona nanatri-maso.

Laisser un commentaire