Dépêches

Raharaha Be-Rija

19 May, 07h45. Raha tsiahivina, resaka fanehoan-kevitra tao amin’ny tambajotra sosialy facebook no nisamborana an’i Be-Rija Ravelomanatsoa ary nahazoany sazy 44 volana an-tranomaizina. Nangataka fahafahana vonjimaika i Be-Rija saingy omaly 18 may no nalokan’ny teny Anosy fa tsy ekena ny fangatahany izany. Hiakatra fitsarana ny 11 jona izao eny amin’ny fitsarana indray ity raharaha ity raha ny fantatra.

Laisser un commentaire