Fivorian’ny solombavambahoaka
19 May, 08h12. Notanterahina ny 18 may tamin’ny fivoriana ampitain-davitra ny fivorian’ireo solombavambahoaka sy ny mpiasan’ny antenimiera. Nolaniana tamin’io araka izany ny fandaharam-potoana nanomboka ny 17 may hatramin’ny 02 jona ho avy izao.
