Dépêches

Antsiranana: adiadin’ankizy, niafara tamin’ny fanondromana antsy

19 May, 10h05. Tovolahikely miisa 11 manodidina ny 10 hatramin’ny 18 taona no nosamborin’ny polisy tany Antsiranana, Tanambao 1. Voalaza fa niady izy ireto ka niafara tamin’ny fanondromana antsy tovolahikely 17 taona. Naratra mafy vokatr’izany ity farany ary efa eny am-pelantanan’ny polisy kosa ireo 11 lahy nahavanon-doza.

Laisser un commentaire