Dépêches

Vatsim-pianarana any Japana

23 Jona, 11h20. Tsy vitsy ireo tanora Malagasy maniry ny hanoy fianarana any ivelany. Misitraka izany I Annie Ravelomananadro ankehitriny noho ny fanampian’ny gouvernemanta Japoney azy. Ny fintantana ara-barotra any amin’ny oniversite Keio ao Tokyo no anohizany ny fianarany akany ny mari-pahaizana “Master”. Hanainga tsy ho ela ny tenany.

Laisser un commentaire