Sinto-mahery teny 67ha
28 Septambra, 09h30. Zazalahy manodidina ny 13 taona no tratran’ny fokonolona nanao sinto-mahery teny 67ha omaly tolak’andro. Maro ireo ankizy tsy manan-kialofana no tafiditra lalina min’ity asa ratsy ity, raha toa k any ray aman-dreny sasany mihitsy no mamporisika azy hanao izany.
