Nahatratra 12 ny isan’ny maty tamin’ny lozam-pifamoivoizana tany Anteza
27 Septambra, 09h00. Tafiakatra 12 ny isan’ireo maty nandritra ilay lozam-pifamoivoizana tany Anteza, RN7 ny alahady 26 septambra lasa teo.
Read More
27 Septambra, 09h00. Tafiakatra 12 ny isan’ireo maty nandritra ilay lozam-pifamoivoizana tany Anteza, RN7 ny alahady 26 septambra lasa teo.
Read More27 Septambra, 08h10. I Bebe Anastasie dia ilay ramatoa lehibe nanatrika ny fampielezan-kevitry ny filoha Andry Rajoelina, nandeha tongotra lavitra
Read More27 Septambra, 07h23. Nandrombaka ny maha tompon-dakan’ny Madagascar teo amin’ny sokajy lehilahy ny ekipan’ny GNBV. Impolo nisesy izay ity ekipa
Read MoreNijoro ho vavolombelona tamin’izany ny fianakavian’ity zaza efa tratran’ny cataracte ity fony fahakeliny. Efa nanatona ireny toeram-pandidiana ireny moa ireto
Read MoreNankalazaina nanomboka ny taona 1980 ny andro maneran-tany ho an’ny fizahantany. Tamin’ny alalan’ny fandraisana andraikitra nataon’ny Fikambanana maneran-tany mahakasika ny
Read MoreTovovavy iray nitaraina tamin’ny mpampianatra ho tsy afaka hanao fanatanjahan-tena no namoy ny ainy. Tsy nanaiky ny tsy hanaovany ny
Read MoreNanaparitaka ny vokatry ny tombana nasionaly 2019 ho fanarenana sy famenoana ny banga eo amin’ny sehatry ny fanabeazana manerana ny
Read MoreNisy naka ny fil mitondra herinaratra mankany Ambatomandondona any Manandriana Avaradrano ny ny 23 septambra lasa teo. Olona mipetraka amin’ny
Read More