Fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taona 2021, taranja volley ball
27 Septambra, 07h23. Nandrombaka ny maha tompon-dakan’ny Madagascar teo amin’ny sokajy lehilahy ny ekipan’ny GNBV. Impolo nisesy izay ity ekipa iray ity no nahazo ny amboara teo amin’izany taranja izany. STEFF’AUTO kosa no nahazo ny amboara teo amin’ny sokajy vehivavy.
