Bebe Anastasie
27 Septambra, 08h10. I Bebe Anastasie dia ilay ramatoa lehibe nanatrika ny fampielezan-kevitry ny filoha Andry Rajoelina, nandeha tongotra lavitra tamin’izany. Nahavitan’ny filoha trano ny tenany ankehitriny araka ny fampanantenana natao, natolotra azy ny lakile ho an’ny trano izay efa feno fanaka. Mampiseo fahamatorana sy fitazomana ny teny nomena izany ary indrindra fijerena ny madiniky ny firenena.
