JIRAMA : Misoro amin’ny fitadiavana vahaolana
14 Jona, 10h00. Mitohy hatrany ny fikaonan-doha eo amin’ny Minisitera sy ny Banky iraisam-pirenena ary ny Jirama mba hamahana farany izay haingana ireo olana misy amin’izao fotoana izao. Nihaona tao amin’ny Carlton Anosy izy ireo ny alahady teo sy ny alatsainainy maraina ary nitohy tao amin’ny Minisitera izany.
