Vaksiny : 8 na 12 herinandro aorian’ny fatra volaohany ny fatra faharoa
Efa mandeha izao ny fanaovam-baksiny amin’ny fatrany voalohany eto amin’ny firenena. Fa ny ara-pahasalamana mikasika ny fanaovaam-baksiny dia tsy maintsy
Read More
Efa mandeha izao ny fanaovam-baksiny amin’ny fatrany voalohany eto amin’ny firenena. Fa ny ara-pahasalamana mikasika ny fanaovaam-baksiny dia tsy maintsy
Read MoreSehatra maro no marary amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao izay tena nampikaikikaiky ireo mpisehatra kanefa ny aretina etsy an-kilany mamely ihany.
Read MoreNatomboka ny 25 mey ary mifarana androany ny atrik’asan’ny « Organisation Mondiale des Douanes » momba ny fandrafetana toro-lalana azo ampiharina amin’ny
Read MoreIsan’ireo faritra mena amin’ny asan-dahalo iny faritra Atsimo iny satria isan’ireo toerana be omby eto Madagasikara. Manjaka sy mahery tokoa
Read MoreManomboka ny voalohan’ny volana jona ho avy izao, hiverina hanohy ny asany fitaterana ataony tsikelikely ny zotra an’habakabaka Air Algérie.
Read MoreNa mbola maro aza ireo misalasala sy tsy tena mahazo antoka ny vaksiny, mitohy hatrany ny fanaparitahana sy fizarana izany
Read More« Tsy fahefan’ny Ben’ny tanàna ny manova ny birao maharitry ny mpanolontsaina » hoy ny Ben’ny tanànan’Ambatondrazaka, Andriamatoa Roger Ratianarivo. Taratasy fangatahana
Read MoreRivodoza faharoa miditra ao Inde tao anatin’ny roa herinandro monja, tafiditra an-tanety anio alarobia 26 mai ao amin’ny ilany antsinanan’i
Read MoreEo eo amin’ny 16 500 ny mpijery afaka manatrika ny lalao famaranana ny « Champion’s League » ny sabotsy 29
Read MoreAo anatin’ny olana amin’ny tsy fahampian’ny fiarovana sy ny tsy fahatokisan’ireo mponina tanteraka ny firenena amin’izao ka manahy ny amin’ny
Read More