Hiala ao amin’ny GF38 i Jérôme Mombris
Handao ny Grenoble Foot i Jérôme Mombris tamin’ny alalan’ny fifanarahana nataony sy ny GF38 izay mifarana ny 30 jona 2022.
Read More
Handao ny Grenoble Foot i Jérôme Mombris tamin’ny alalan’ny fifanarahana nataony sy ny GF38 izay mifarana ny 30 jona 2022.
Read MoreNanatanteraka fivoriana mahakasika ny serasera hoan’ny fampandrosoana ny governorat faritra Boeny ny Alarobia 18 Aogositra 2021. Nitarika izany fivoriana izany
Read MoreHita sy tsikaritra fa misy mikatsaka ny handrava ny Fitondrana Andry Rajoelina. Efa betsaka no nanaratsy azy hatrany am-boalohany tamin’ireo
Read MoreRoa herinandro mialohan’ny fidiran’ny mpianatra, mbola tsy rototra ireo ray aman-dreny ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana hanoratra anarana ireo zanany.
Read MoreNifarimbona amin’ny famonoana afo ao Andralanitra ny avy ao amin’ny Société Municipale d’Assainissement (SMA) sy ny avy ao amin’ny sampana
Read More19 Aogositra, 08:30. I Pastera Andriamahazosoa Irako Ammi no filoha raha i Pastera Andriamampianina Zaka no filoha faharoa ary i
Read More19 Aogositra, 08:00. Voatendry ho « Sous-chef d’Etat-Major en charge des opérations de l’Etat-Major des Armées » ny Général de Brigade Andriamasimanana
Read MoreVoafidy ho isan’ireo Hopitaly maodely ny Centre Hospitalier Universitaire (CHU) Androva. Ny hopitaly Androva no voatendrin’ny Ministeran’ny fahasalamana hanatsara ny
Read MoreAnisan’ireo velirano nataon’ny Filoha ny hoe « fampianarana sy fanabeazana ho an’ny Malagasy rehetra ». Ary zon’ny zaza ny ahazo fampianarana tsara
Read MoreHanatanteraka fampiofanana ho an’ireo tanora vao misandratra ny andrarezina amin’ny fanoratana sy ny filalaovana tantara, Arikaomisa Randria ny septambra hatramin’ny
Read More