Andro ratsy : Tatitra mikasika ny fahavoazana navoakan’ny BNGRC
25 Janoary, 10h00. 34 ny isan’ireo namoy ny ainy raha ny tatitra vokatry ny andro ratsy navoakan’ny BNGRC androany tamin’ny
Read More
25 Janoary, 10h00. 34 ny isan’ireo namoy ny ainy raha ny tatitra vokatry ny andro ratsy navoakan’ny BNGRC androany tamin’ny
Read More25 Janoary, 09h00. Faritra maro teto Madagasikara no nahatazana lanitra mena omaly. Raha ny fanazavana dia fipoahan’ilay volkano Hunga Tonga
Read MoreMpanarato 12 tamin’ireo 19 no tafaverina an-tanety tany Morondava ny 23 janoary lasa teo. Efa tonga an-tanety soa aman-tsara ihany
Read MoreNiteraka fahavoazana teo amin’ny mponina Alasora ny fiakaran’ny reniranon’Ikopa indrindra ny eo Ankadiavo. Noraisina an-tanana sy navondrona amin’ny toerana maromaro
Read MoreFianakaviana iray no tena voa mafy tao amin’ny Fokontany Isahafa Anosy Avaratra eto Avaradrano. Nankahery ny fianakaviana ny avy ao
Read More24 Janoary, 10h00. Anisany nizaka ny vokan’ny rivodoza ihany koa i Manakara. Tapaka nandritra io loza voajanahary io ny tetezana
Read MoreMbola miato ny fampianarana ho an’ny Distrika maromaro eto Madagasikara noho ny mbola tsy mampilamina ny toetry ny andro. Tafiditra ao
Read MoreNisehoana tranga lozam-pifamoivoizana teny By Pass Ambohimangakely ny 20 janoary lasa teo. Soa fa nisy aroloha niaro ilay mpitondra kodiaran-droa nandritra
Read MoreMbola mitoetra tanteraka eto amintsika ny oram-pahavaratra amin’ity faran’ny herinandro ity. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro, ary hisy oram-baratra
Read MoreEfa misokatra vonjimaika ny lalana mampitohy an’Ambohitrarahaba mihazo an’Androhibe. Marihina fa tapaka nandritra ny telo andro ity lalana ity. « Miezaka
Read More