Dépêches

Andro ratsy : Tatitra mikasika ny fahavoazana navoakan’ny BNGRC

25 Janoary, 10h00. 34 ny isan’ireo namoy ny ainy raha ny tatitra vokatry ny andro ratsy navoakan’ny BNGRC androany  tamin’ny 6 ora maraina. 64 344 ireo tra-boina izay mitsinjara amin’ny faritra 7 manerana an’i Madagasikara. 6809 kosa ny ireo toeram-ponenana dibo-drano raha toa ka 57 ny isan’ny toeram-ponenana simba. 

Laisser un commentaire