SSMAF : Ahitana ny taranja « Basket » ihany koa ao
Raha haverina hampahafantarina ny hetsika « SSMAF Rendez-vous aty aminay » dia lalao ara-panatanjahantena sy ara-javakanto. Harahin’ny hetsika ara-ekonomika ihany eny antsefatsefany
Read More
Raha haverina hampahafantarina ny hetsika « SSMAF Rendez-vous aty aminay » dia lalao ara-panatanjahantena sy ara-javakanto. Harahin’ny hetsika ara-ekonomika ihany eny antsefatsefany
Read MoreHiavaka dia hiavaka ny hetsika SSMAF andiany fahatelo amin’ity taona ity. Ity hetsika ity moa izay natao hanehoana ny fahaizana
Read MoreEfa maro mpitia ity taranja ity eto Madagasiakara. Lalao natao ho an’olon-tokana na hiarahana amin’ny olona maromaro eo amin’ny « tapis”
Read MoreIray volana sisa dia hiatrika ny hetsika SSMAF izay karakarain’ny fikambanana BTC Ambohimangakely. Hetsika ara-panatanjahantena sy ara-kolontsaina ity SSMAF ity.
Read MoreHahazo ny anjarany avokoa ny taranja tsirairay mandritra ny SSMAF na ilay Festival iray izay karakarin’ny BTC Ambohimangakely. Efa anatin’ny
Read MoreMaro ny sehatra sy ny lalao afaka handraisana anjara mandritra ity SSMAF andiany fahatelo ity. Hentanina manokana amin’izany ireo orinasa
Read MoreHotanterahina ny 15 jolay hatramin’ny 16 septambra 2023 izao indray ny andiany fahatelo amin’ny hetsika SSMAF. Toy ny mahazatra hatrany
Read MoreMiavaka hatrany ny hetsika Suburban Sport Music & Art Festival (SSMAF) amin’ity andiany fahatelo ity. Efa fahombiazana hatrany tamin’ny andiany
Read MoreHo avy tsy ho ela ny andiany fahatelo amin’ny hetsika SSMAF. Ao anatin’ny fanomanana izany tanteraka ny mpikarakara amin’izao fotoana
Read MoreFotoana iray hihaonan’ny mpisehatra amin’ny fanatanjahantena, ny kanto ary ny kolontsaina maro samihafa. Nokarakaraina mba ahafahan’ny rehetra maneho ny talentany
Read More