Pays-Bas : Fitaovam-pitanterana be mpampiasa indrindra ao Amsterdam ny bisikileta
Fitaovam-pitanterana malaza sy be mpampiasa indrindra ao amin’ny tanàn’i Amsterdam bisikileta. Ny 38% amin’ny fivezivezena ao an-toerana dia amin’ny bisikileta
Read More