France : Nodimandry i Romain Bouteille
Nindaosin’ny fahafatesana i Romain Bouteille, mpilalao sarimihetsika hatsikana ny 31 may hariva tamin’ny faha-84 taonany. Niara-nanorina ny café de la
Read More
Nindaosin’ny fahafatesana i Romain Bouteille, mpilalao sarimihetsika hatsikana ny 31 may hariva tamin’ny faha-84 taonany. Niara-nanorina ny café de la
Read MoreLasa ny alin’ny alahady hifoha ity Alatsinainy 17 may 2021 ity i Radavidson Andriamparany Benjamin rehefa tratry ny tsy fahasalamana
Read More17 May, 09h15. Nodimandry i Benjamin Andriamparany Radavidson, efa Minisitry ny fampianarana sy vola tamin’ny fitondrana Ravalomanana, manam-pahaizana manokana mahakasika
Read More07 May, 11h05. Misaona indray ny ao amin’ny polisim-pirenena, namoy ny ainy ny harivan’ny 6 Mey teo i Kaomisera Ranaivoson
Read More04 May, 13h23. Misaona indray ny mpikambana ao amin’ny antenimieram-pirenena. Nodimandry anio 04 Mey ny solombavambahoaka avy any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka,
Read More29 Aprily, 11h15. Nodimandry ny controleur general de police RAKOTONDRAZAKA Arsène, minisitra teo aloha. Ray aman-dreny nitana andraikitra maro teo
Read More23 aprily, 14h00. Nindaosin’ny fahafatesana i RASOLOFOHERY Alain Michel na i Paparazzi, mpanao gazety mpaka sary tao amin’ny gazety an-tsoratra
Read MoreNodimandry ny atoandron’ny talata 20 aprily 2021 lasa teo ny filoham-pirenen’ny firenena Tchad nohon’ny ratra nahazo azy. Nitari-tafika nanohitra ireo
Read More20 Aprily, 06h00. Misaona indray ny tontolon’ny kanto,nodimandry i Desiré Razafindrazaka, fantatry ny maro amin’ny mozika Jazz. Filohan’ ny fikambanana
Read MoreNodimandry ny alin’ny zoma hifoha asabotsy lasa teo ny Jeneraly Rasolosoa Dolin .Izy izay efa filohan’ny CST teo aloha, ary
Read More